Mpanjono madinika amin’ny Faritra Atsinana

Tonga nidina ifotony nijery ny olan’ireo mpanjono madinika any amin’iny faritra atsinanana iny ny Minisitry ny Harena anaty Rano sy ny Jono, Andriamatoa Augustin ANDRIAMANANORO, omaly Asabotsy. An-kafaliana sy an-karavoana ny fihaonana teo amin’ny roa tonta ka velom-panantenana tanteraka ireto mpanjono madinika ireto raha nitafa taminy. Mahatsiaro manana Ray aman-dreny mpiahy izy ireo ankehitriny hoy hatrany izy ireo.

Plus d'actualités